• Alatsinainy 14 Janoary 2019
Any Ivelany.Harinkarena Amerikana Nidina 0,5%

Tsy mitovy hevitra ny antenimieran-doholona sy ny kongresy amerikana ny amin’ny teti-bola fampandehanan-draharaha indrindra manoloana ny tetikasan’ny filoham-pirenena Donald Trump ny hananganana ny rindrim-be manasaraka an’i Etazonia sy Meksika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Any Ivelany.Firenena eoropeanina Efa miditra amin’ny fahasahiranana ara-toekarena

Miadam-pamindra tanteraka ny toekarena ao amin’ny firenena eoropeanina, indrindra ireo mikambana ao amin’ilay atao hoe zone euro amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Any Ivelany.Lanonam-panjakana eny Iavoloha Hiompana amin’ny inona ?

Raha tsy misy ny fiovana dia amin’ny alatsinainy 7 janoary 2019 ho avy izao no hanatanterahana ny lanonana fifampiarahabana ofisialy noho ny taona vaovao eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2019
Any Ivelany.Krizy ara-bola tany Etazonia 10 taona aty aoriana mbola misy takaitra

Tena sarotra tamin’ny Amerikanina ny nanarina ny rafitra ara-bolany taorian’ny krizy ara-bola navaivay tamin’ny taona 2008. Amin’izao fotoana izao dia manome 6 hatramin’ny 7% amin’ny toekarena manontolo ny rafitra ara-bola dia ny banky sy ny fiantohana raha 10% talohan’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Janoary 2019
Any Ivelany.Minisiteran`ny Fitsarana Hampihena ny isan`ireo voafonja tsy mbola notsaraina…

Olana sedrain`ny fonja manerana ny nosy indrindra eny Antanimora ny fahatereny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Any Ivelany.Herisetra tamin’ny fifidianana sy tsiambaratelon’ny dahalo Nijoro vavolombelona Randriamampandry Adolphe

Olom-pirenena iray tafahaona tamin’ny Tia Tanindrazana (TT) Atoa Randriamampandry Adolphe. Mendri-piderana ny fihetsiny sahy nijoro vavolombelona tamin’ny teti-dratsy sy herisetran’ny fifidianana ary namoaka tsiambaratelo mety tsy mbola fantatry ny besinimaro momba ny asan-dahalo.

Hamaky ny tohiny
FTT